Voka-pikarohana amin’ny fanampiana sy fianarana
Alefa
Alefa
Sokafana
Sivana
Misy dia voka-pikarohana 123.
Vokatra 123
Nahoana ilay fijerena ny rohim-pihavanana no mampiseho hoe “Tsy nahitana rohim-pihavanana”?
Ny “Tsy nahitana rohim-pihavanana” na “Tsy mpihavana” dia midika fa ny FamilySearch dia tsy nahita fifandraisana eo aminao sy ny mpampiasa hafa na olona ao amin’ny hazon’ny tetiaram-pianakaviana.
Nahoana aho no tsy afaka manitsy fahadisoana amin' ny fanaovana indeksa na firaketana an-tsoratra?
Jereo ato ny antony fahita matetika, mahatonga anao tsy afaka manitsy ny fahadisoana hitanao amin' ny firaketana an-tsoratra.
Ahoana no hamoronako rakitra GEDCOM?
Manana fitaovana mamorona rakitra GEDCOM ny ankamaroan' ny mpiara-miasa amin' ny FamilySearch. Mamela anao haka fampahalalana avy ao amin' ny Rafi-tetiarana koa ny sasany aminy.
Ahoana no hikarohako firaketana ao amin' ny Katalaogy?
Ampiasao ny Katalaogy mba hahitana raha manana boky; sary ao amin' ny internet, horonantsary bitika, na fampahalalana hafa mety hanampy anao amin' ny tantaram-pianakavianao sy fikarohana tetiarana izahay.
Ahoana no hanaovako fikarohana ao amin' ny FamilySearch Research Wiki?
Manaova fikarohana ao amin' ny Research Wiki, mba hahaizanao manao fikarohana tetiarana amin' ny faritra maro maneran-tany.
Ahoana no hidirako ho mpikambana mpiara-miasa?
Afaka manampy amin' ny fikarohana tantaram-pianakaviana sy tetiarana ny mpiara-miasa aminay. Mamorona kaonty ao amin' ny ancestry.com, findmypast, MyHeritage, AmericanAncestors by the New England Historic Genealogical Society, Geneanet, ary Filae.
Ahoana no hanampiako loharano avy any ivelany ao amin' ny Rafi-tetiarana?
Hanampy loharano avy any ivelany ao amin' ny Rafi-tetiarana. Azonao atao ny mampiditra rohy na manapaingotra kopia nomerika.
Ahoana no hanaovako dika mitovy fampahalalana ao amin' ny rakitra GEDCOM-ko ho ao amin' ny Rafi-tetiarana?
Adikao ao amin' ny Rafi-tetiarana ireo fampahalalana avy ao amin' ny rakitra GEDCOM-nao.
Ahoana no hikarohako firaketana ara-tantara amin' ny alalan' ny toerana na sarin-tany?
Raha fantatrao hoe taiza ny razambenao no nipetraka, dia azonao atao ny mikaroka firaketana ara-tantara isaky ny toerana na mifidy toerana avy ao amin' ny sarin-tany.
Ahoana no hangatahako hamadihana ny horonantsary bitika iray ho nomerika?
Jereo tsindraindray raha tsy ao amin' ny internet ilay horonantsary bitika.